Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary misy zavatra maro hafa koa izay nataon'i Jesoa, ka raha voasoratra tsirairay avokoa izany rehetra izany, ataoko fa izao tontolo izao aza dia tsy omby ny boky voasoratra". Jaona 21:25
Tohiny

"Fa asany isika, voaforona tao amin'i Kristy Jesoa mba hanao asa tsara, izay namboarin'Andriamanitra rahateo mba handehanantsika eo aminy". Efesiana 2:10
Tohiny

"Jehovah o, manorina fiadanana ho anay Ianao: Fa ny asanay rehetra dia tanterahinao ho anay". Isaia 26:12
Tohiny

"Tsy mahafoana ny fahasoavan'Andriamanitra aho; fa raha avy amin'ny lalàna ny fahamarinana, dia maty foana Kristy". Galatiana 2:21
Tohiny