Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Hohasoavina anie izay manisy soa anao, ary ho voaozona anie izay manozona anao!" Nomery 24:9b
Tohiny

"Ary rehefa nivavaka izy, dia nihovitrovitra ny trano izay niangonany; dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra ka nitory ny tenin'Andriamanitra tamin'ny fahasahiana". Asan'ny Apostoly 4:31
Tohiny

"Ny Fanahin'i Jehovah no mampiteny ahy, ary ny teniny no eo amin'ny lelako". 2 Samoela 23:2
Tohiny

"Mitehafa tanana, ry firenena rehetra; mihobia ho an'Andriamanitra. Fa Jehovah no avo indrindra ka tokony hatahorana; Mpanjaka lehibe ambonin'ny tany rehetra Izy". Salamo 47:1-2
Tohiny