"Fa izay tian'i Jehovah no anariny, Dia tahaka ny ataon'ny ray amin'ny zanaka tiany". — Ohabolana 3 : 12
Tohiny
"Mihainoa, ry Andriamanitray o, fa atao tsinontsinona izahay; koa atsingereno ho eo an-dohany ihany ny latsa ataony, ary aoka ho babo any amin'ny tany izay ahababoany izy". — Nehemia 3 : 36
Tohiny
"Matokia an'i Jehovah mandrakizay, fa Jehovah Tompo no Vatolampy mandrakizay". — Isaia 26 : 4
Tohiny
"Lozanareo! fa manao ny rarivatom-pasan'ny mpaminany ianareo, nefa ny razanareo ihany no namono azy". — Lioka 11 : 47
Tohiny



