"Mpaniratsira ny divay, ary mpitabataba ny toaka, Koa izay miraikiraiky azon'izany dia tsy hendry". Ohabolana 20:1
Tohiny
"Ary aza misy mieritreritra ao am-ponareo hanisy ratsy ny namanareo ianareo, ary aza tia fianianan-tsy to; fa izany rehetra izany dia halako, hoy Jehovah". Zakaria 8:17
Tohiny
"Fa Izy no fihavanantsika, Izay nahiray antsika roa tonta ka nandrava ny efitry ny fisarahana". Efesiana 2:14
Tohiny
"Raha noana ny fahavalonao, omeo hanina izy;Ary raha mangetaheta izy, omeo rano hosotroiny;Fa raha manao izany ianao, dia hanambatra vainafo ho eo an-dohany,Ary Jehovah no hamaly soa anao". Ohabolana 25:21-22
Tohiny



