Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Koa mifaneke heloka ianareo, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo. Ny fiàsan'ny fivavaky ny marina dia mahery indrindra".  Jakoba 5 : 13-18 (and.16)
Tohiny

"Ary nandre ny feon'ny Tompo aho nanao hoe: Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? Dia hoy izaho: Inty aho, iraho aho'. Isaia 6 : 1 - 8 (and.8)
Tohiny

"Araka ny fanaon'ny olona dia ny divay tsara no arosony aloha; ary rehefa nisotro be* ny olona, dia vao izay ratsiratsy kokoa; fa ianao kosa dia efa nitahiry ny divay tsara ambaraka ankehitriny". [*Grika:mamo] — Jaona 2 : 1-12 (and.10)
Tohiny

"Jehovah no heriko sy fiderako, fa efa famonjena ahy Izy; izao no Andriamanitro, ka hankalaza Azy aho, dia Andriamanitry ny razako, ka hanandratra Azy aho". — Eksodosy 15 : 1-2 (and.2)
Tohiny