Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Dia ho fantatry ny Egyptiana fa Izaho no Jehovah, rehefa maninjitra ny tanako amin'i Egypta Aho ka mitondra ny Zanak'Isiraely hivoaka avy any. Dia nataon'i Mosesy sy Arona izany: araka izay nandidian'i Jehovah azy no nataony". — Eksodosy 7 : 5 - 6
Tohiny

"Ny rano be nahita Anao, Andriamanitra o, ny rano be nahita Anao ka toran-kovitra; eny, nanonjanonja ny lalina". — Salamo 77 : 16
Tohiny

"Dia namaly Izy ka nanao taminy hoe: Mandehana hianareo, ambarao amin’ i Jaona izao hitanareo sy renareo izao; mahiratra ny jamba, afaka ny mandringa, diovina ny boka, malady ny marenina, atsangana ny maty, ary ny malahelo dia itoriana ny filazantsara". Lioka 7:22
Tohiny

"Dia tandremo ny tenin'izao fanekena izao, ka araho, mba hambinina ianareo amin'izay rehetra ataonareo". — Deoteronomia 29 : 8
Tohiny