Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Koa amin'izany dia lehibe Ianao, Jehovah Andriamanitra; fa tsy misy tahaka Anao, ka tsy misy Andriamanitra afa-tsy Ianao araka izay rehetra ren'ny sofinay". — II Samoela 7 : 22
Tohiny

"Izao no teny tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Jehovah, rehefa nanao fanekena tamin'ny vahoaka rehetra izay tany Jerosalema Zedekia mpanjaka hitory fanafahana aminy, mba samy handefa ny ankizilahiny sy ny ankizivaviny, dia izay Hebreolahy sy Hebreovavy, ho afaka, mba tsy hisy hampanompo ny Jiosy rahalahiny intsony". — Jeremia 34 : 8 - 9
Tohiny

"Dia nandao ny sininy ravehivavy ary nankany an-tanàna ka nanao tamin'ny olona hoe: Andeha hizaha izaroa Lehilahy izaroana, Izay nilaza tamiko ny nataoko rehetra; Izao angaha no Kristy? Dia nivoaka avy tao an-tanàna ny olona ka nankeo amin'i Jesoa". — Jaona 4 : 28 - 30
Tohiny

"Sitrapoko ihany no hanaterako fanatitra ho Anao; hidera ny anaranao aho, Jehovah o, fa tsara izy". — Salamo 54 : 6
Tohiny