Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Farany, ry rahalahy, mivavaha ho anay, mba handehanan'ny tenin'ny Tompo faingana ka hankalazaina toy ny eo aminareo, ary mba hovonjena ho afaka amin'ny olona hafahafa sy ratsy fanahy izahay; fa tsy ary manana finoana avokoa ny olona rehetra". — II Tesaloniana 3 : 1 - 2
Tohiny

"Ary hoy Jesoa: Ho fitsarana no nahatongavako amin'izao tontolo izao, mba hahiratra ny tsy mahiratra, ary mba ho tonga jamba kosa ny mahiratra". — Jaona 9 : 39
Tohiny

"Ary tsy misy famonjena amin'ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin'ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena. — Asan'ny Apostoly" 4 : 12
Tohiny

"Koa rehefa nahare ny amin'i Jesoa izy, dia nankeo ivohony namaky ny vahoaka ary nanendry ny lambany. Fa hoy izy: Na dia ny fitafiany ihany aza no voatendriko, dia ho sitrana* aho.[*Grika: voavonjy] — Marka 5 : 27 - 28
Tohiny