Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary rehefa niditra tao an-trano Izy, dia nanatona Azy ireo jamba; ary hoy Jesoa taminy: Mino va ianareo fa mahay manao izany Aho? Hoy izy taminy: Eny, Tompoko". — Matio 9 : 28
Tohiny

"Ny mason'izao rehetra izao miandrandra Anao, Ary Ianao manome azy ny haniny amin'ny fotoany'. — Salamo 145 : 15
Tohiny

"Fa ny zavatra rehetra dia natao noho ny aminareo, mba hitomboan'ny fisaorana ho voninahitr'Andriamanitra noho ny fitombon'ny fahasoavana amin'ny maro". — II Korintiana 4 : 15
Tohiny

"Fa Ianao efa nanao hoe: Hanisy soa anao tokoa Aho, ka hataoko maro ny taranakao ho tahaka ny fasika any an-dranomasina, izay tsy azo isaina noho ny hamaroany.".— Genesisy 32 : 13
Tohiny