Fa moa misy zavatra mahagaga izay tsy hain'i Jehovah va? Genesisy 18 : 9-15 (and.14)
Tohiny
"Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko dia manahaka". Matio 12 : 22-30 (and.30)
Tohiny
"Izaho no Jehovah Izay manao ny zavatra rehetra". Isaia 44 : 24-28 (and.24b)
Tohiny
"Ary dia fantatra eran'i Jopa izany, ka maro no nino ny Tompo". Asan'ny Apostoly 9 : 36-43 (and.42)
Tohiny



