Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary amin'izany andro izany dia hahita ny Zanak'olona avy eo amin'ny rahona amin-kery sy voninahitra lehibe izy. Ary raha vao miandoha izany zavatra izany dia miandrandrà, ka asandrato ny lohanareo; fa manakaiky ny fanavotana anareo". — Lioka 21 : 27 - 28
Tohiny

"Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana; fa izy no hovokisana. Sambatra ny miantra; fa izy no hiantrana". — Matio 5 : 6 - 7
Tohiny

"Jehovah hiaro anao amin'ny ratsy rehetra; Eny, hiaro ny fanahinao Izy. Jehovah hiaro anao, na mivoaka na miditra, Hatramin'izao ka ho mandrakizay". — Salamo 121 : 7 - 8
Tohiny

"Tsara Jehovah amin'izay manantena Azy, dia amin'ny olona izay mitady Azy. Tsara ny miandry ny famonjen'i Jehovah amin'ny fanginana. Tsara amin'ny olona ny mitondra zioga, raha mbola tanora izy". — Fitomaniana 3 : 25 - 27
Tohiny