Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Nefa fantatsika fa tsara ny lalàna, raha entin'ny olona araka izay antony"— I Timoty 1 : 8
Tohiny

"Ny fanekeko taminy dia fiainana sy fiadanana; ary nomeko azy ho fahatahorana izany, ka dia natahotra Ahy sy nangovitra teo anatrehan'ny anarako izy". — Malakia 2 : 5
Tohiny

"Eny, fa na dia manao ratsy injato aza ny mpanota ka ela velona ihany, dia fantatro kosa fa hisy soa ho an'izay matahotra an'Andriamanitra, dia izay matahotra eo anatrehany. Fa tsy hisy soa ho an'ny ratsy fanahy; fa ho toy ny aloka izy ka tsy haharitra ela, satria tsy matahotra eo anatrehan'Andriamanitra". — Mpitoriteny 8…
Tohiny

Ny fahatahorana an'i Jehovah dia fananarana mampahahendry; Ary ny fanetren-tena mialoha ny fisandratana. — Ohabolana 15 : 33
Tohiny