"Ry JODA, hoderain'ny rahalahinao ianao, ny tananao ho ao amin'ny vozon'ny fahavalonao; hiankohoka eo anatrehanao ny zanaky ny rainao". — Genesisy 49 : 8
Tohiny
"Raha tsy manao ny asan'ny Raiko Aho, dia aza mino Ahy. Fa raha manao ihany kosa Aho, na dia tsy mino Ahy aza ianareo, dia minoa ny asa, mba ho fantatrareo sy hekenareo fa ny Ray no ato amiko, ary Izaho ao amin'ny Ray". — Jaona 10 : 37 - 38
Tohiny
"Ary Jakoba niteraka an'i Josefa, vadin'i Maria; ary Maria niteraka an'i Jesoa, Izay atao hoe Kristy. Ary ny taranaka rehetra hatramin'i Abrahama ka hatramin'i Davida dia taranaka efatra ambin'ny folo; ary hatramin'i Davida ka hatramin'ny nifindrana tany Babylona dia taranaka efatra ambin'ny folo; ary hatramin'ny nifindrana tany Babylona ka hatramin'i Kristy dia taranaka efatra ambin'ny…
Tohiny
"Ary ny aminareo, dia izay efa renareo hatramin'ny voalohany no aoka hitoetra ao anatinareo. Raha mitoetra ao anatinareo izay efa renareo hatramin'ny voalohany, dia hitoetra ao amin'ny Zanaka sy ny Ray kosa ianareo. Ary izao no teny fikasana izay nataony tamintsika, dia ny fiainana mandrakizay". — I Jaona 2 : 24 - 25
Tohiny



