Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary hoy Jesoa: Ho fitsarana no nahatongavako amin'izao tontolo izao, mba hahiratra ny tsy mahiratra, ary mba ho tonga jamba kosa ny mahiratra". — Jaona 9 : 39
Tohiny

"Ary tsy misy famonjena amin'ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin'ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena. — Asan'ny Apostoly" 4 : 12
Tohiny

"Koa rehefa nahare ny amin'i Jesoa izy, dia nankeo ivohony namaky ny vahoaka ary nanendry ny lambany. Fa hoy izy: Na dia ny fitafiany ihany aza no voatendriko, dia ho sitrana* aho.[*Grika: voavonjy] — Marka 5 : 27 - 28
Tohiny

"Dia nahinjitr'i Mosesy teo ambonin'ny ranomasina ny tanany; ary rivotra mahery avy atsinanana no nampisavan'i Jehovah ny ranomasina mandritra iny alina iny, ka nataony tany maina ny ranomasina, ary dia voasaraka ny rano". — Eksodosy 14 : 21
Tohiny