Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Koa fantatry ny rainy fa tamin'izay indrindra no ora nanaovan'i Jesoa taminy hoe: Velona ny zanakao. Dia nino izy mbamin'ny ankohonany rehetra". — Jaona 4 : 53
Tohiny

"Eny, izay rehetra te-ho velona amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy Jesoa, dia henjehina". — II Timoty 3 : 12
Tohiny

"Dia talanjona indrindra ny olona ka nanao hoe: Tsara ny nanaovany ny zavatra rehetra; fa sady mampahalady ny marenina Izy no mampiteny ny moana". — Marka 7 : 37
Tohiny

"Ary hoy Jehovah tamin'Isaia: Mivoaha ianao sy Seara-jasoba* zanakao hitsena an'i Ahaza eo amin'ny faran'ny lakan-drano amin'ny kamory ambony, eo amin'ny lalambe mankamin'ny sahan'ny mpamotsy lamba,[Seara-jasoba = Hisy sisa hiverina]" — Isaia 7 : 3
Tohiny