Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary hoy izy: Tsara ihany; kanefa ny tompoko naniraka ahy hilaza hoe: Indro ankehitriny misy zatovo roa lahy amin'ny zanaky ny mpaminany tonga aty amiko avy any amin'ny tany havoan'i Efraima; koa masïna ianao, omeo talenta volafotsy sy fitafiana indroa miova izy". — II Mpanjaka 5 : 22
Tohiny

"Nefa maniria fatratra ny fanomezam-pahasoavana lehibe indrindra; ary, indro, izay lalana tsara indrindra no atoroko anareo" — I Korintiana 12 : 31
Tohiny

"Ary raha vao natao batisa Jesoa, dia niakatra avy teo amin'ny rano niaraka tamin'izay Izy; ary, indro, nisokatra taminy ny lanitra, ary hitany ny Fanahin'Andriamanitra nidina tahaka ny voromailala ka nankeo amboniny". — Matio 3 : 16
Tohiny

"Koa namaly ahy araka ny fahamarinako Jehovah, dia araka ny fahadiovan'ny tanako teo imasony". — Salamo 18 : 24
Tohiny