"Manompoa an'i Jehovah amin'ny fahatahorana, ary mifalia amin'ny fangovitana". — Salamo 2 : 11
Tohiny
"Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesoa Kristy Tompontsika, Izay nitahy antsika tao amin'i Kristy amin'ny fitahiam-panahy rehetra any an-danitra" — Efesiana 1 : 3
Tohiny
"Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny heloka; Koa Andriamanitra, dia Andriamanitrao, efa nanoso-diloilo fifaliana Anao Mihoatra noho ny namanao" (Salamo 45:6-7). — Hebreo 1 : 9
Tohiny
"Fa Kristy kosa dia Zanaka manapaka ny tranon'Andriamanitra; ary isika no tranony, raha hazonintsika mafy hatramin'ny farany ny fahasahiana sy ny firavoravoana momba ny fanantenana". — Hebreo 3 : 6
Tohiny



