Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Jehovah mizaha toetra ny marina; fa ny ratsy fanahy sy ny mifaly hampidi-doza dia samy halan'ny fanahiny". — Salamo 11 : 5
Tohiny

"Mihirà ho an'i Jehovah, miderà an'i Jehovah; Fa Izy namonjy ny fanahin'ny malahelo tamin'ny tanan'ny mpanao ratsy". — Jeremia 20 : 13
Tohiny

"Ary niaraka tamin'izay dia nahiratra ny masony, ka nanaraka an'i Jesoa izy sady nankalaza an'Andriamanitra; ary ny vahoaka rehetra, raha nahita, dia nidera an'Andriamanitra". — Lioka 18 : 43
Tohiny

"Efa nampandeha ny olona hanitsaka ny lohanay Ianao; nandeha namaky ny afo sy ny rano izahay; fa nitondra anay nivoaka ho amin'ny fitahiana mahatretrika Ianao". — Salamo 66 : 12
Tohiny