Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Manaraha an'i Jehovah Andriamanitrareo, ka aoka Izy no hatahoranareo, ary ny didiny no hotandremanareo, ary ny feony no hohenoinareo, ary aoka Izy no hotompoinareo sy hifikiranareo". — Deoteronomia 13 : 5
Tohiny

"Dia niaiky ireo mpanapaka ny Isiraely sy ny mpanjaka ka nanao hoe: Marina Jehovah". — II Tantara 12 : 6
Tohiny

"Fa aza manadino hanao soa sy hiantra; fa fanatitra toy izany no sitrak'Andriamanitra". — Hebreo 13 : 16
Tohiny

"Ary izay naniraka Ahy dia eto amiko; tsy nandao Ahy ho irery Izy, satria Izaho manao izay sitrany mandrakariva". — Jaona 8 : 29
Tohiny