Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

" Ny finoanao no efa nahavonjy anao".  Lioka 18 : 35-43 (and.42b)
Tohiny

"Ary nino an'i Jehovah izy; ka dia nisainy ho fahamarinany izany". Genesisy 15 : 1-6 (and.6)
Tohiny

"Ka dia tsy mpanompo intsony ianao, fa zanaka: ary raha zanaka, dia mpandova koa noho ny ataon'Andriamanitra". Galatiana 4 :1-7 (and. 7)
Tohiny

"Anio no andidian'i Jehovah Andriamanitrao anao hanaraka ireo didy sy fitsipika ireo; koa tandremo sy araho amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ireo".  Deoteronomia 26 : 16-19 (and.16)
Tohiny