Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary nentina hizaha toetra ny Isiraely ireo mba hahalalana na hihaino ny didin'i Jehovah, izay nasainy nandidian'i Mosesy ny razany, izy, na tsia". — Mpitsara 3 : 4
Tohiny

"Finoana no nanateran i Abrahama an'isaka, raha nizahan-toetra izy; eny, ny zananilahy tokana no naterin'ilay efa nandray tsara ny teny fikasana, dia ilay nilazana hoe: "Avy amin'Isaka no hantsoina izay taranaka ho anao" (Genesisy 21:12). Fa nihevitra izy fa Andriamanitra dia mahay manangana ny maty aza; ary hoatra ny avy tamin'izany no nandraisany azy". —…
Tohiny

"Dia nitsangana Joba ka nandriatra ny lambany, ary nanaratra ny lohany, dia niapoka tamin'ny tany ka niankohoka sady nanao hoe: Nitanjaka no nivoahako avy tany an-kibon'ineny, ary mitanjaka no hiverenako any; Jehovah no nanome, ary Jehovah no nanaisotra; isaorana anie ny anaran'i Jehovah Tamin'izany rehetra izany dia tsy nanota Joba, na nanome tsiny an'Andriamanitra". —…
Tohiny

"Ary Jesoa nanopy ny masony ka nahita fa nisy vahoaka betsaka nanatona Azy, dia hoy Izy tamin'i Filipo: Aiza no hividianantsika mofo hohanin'ireo? Izany no nataony mba hizahany toetra azy; fa izy nahalala ihany izay efa hataony". — Jaona 6 : 5 - 6
Tohiny