Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

Koa amin'izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo, satria fantatrareo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin'ny Tompo. — I Korintiana 15 : 58
Tohiny

"Fa ny tany tsy ilaozan'olo-malahelo, koa izany no andidiako anao hoe: Sokafy tsara amin'ny rahalahinao ny tananao, dia amin'ny malahelo sy ny mahantra eo amin'ny taninao". — Deoteronomia 15 : 11
Tohiny

"Mazotoa manolotra ny tenanao amin'Andriamanitra ho olona voazaha toetra, dia mpiasa tsy mahazo henatra, mizara tsara* ny teny fahamarinana. [* Na: mamoaka tsara; na: mizotra mahitsy amin'] "— II Timoty 2 : 15
Tohiny

"Fa avy aminy no nanaovana anareo ho ao amin'i Kristy Jesoa, Izay nataon'Andriamanitra fahendrena sy fahamarinana sy fahamasinana ary fanavotana ho antsika". — I Korintiana 1 : 30
Tohiny