"Fa izay manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra". — Matio 23 : 12
Tohiny
"Dia nanambara izy ka naneho marimarina fa tsy maintsy nijaly sy nitsangana tamin'ny maty Kristy; ary Jesoa, Izay toriko aminareo, hoy izy, no Kristy". — Asan'ny Apostoly 17 : 3
Tohiny
"Anaka, atolory ahy ny fonao, Ary aoka ny masonao ho faly mijery ny lalako*;[* Na: Ary aoka ny masonao handinika ny lalako]" — Ohabolana 23 : 26
Tohiny
"Raha nahafantatra Ahy ianareo, dia ho nahafantatra ny Raiko koa; ary hatramin'izao dia mahafantatra Azy ianareo sady efa nahita Azy". — Jaona 14 : 7
Tohiny



