Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Jaona namaly ka nanao hoe: Tsy misy olona mahay mandray na inona na inona, raha tsy nomena azy avy any an-danitra izany". — Jaona 3 : 27
Tohiny

"Fa fantatsika fa ny toetsika taloha dia niaraka nohomboana taminy hanimbana ny tenan'ny ota, mba tsy hanompoantsika ny ota intsony. Fa izay efa maty dia afaka amin'ny ota". — Romana 6 : 6 - 7
Tohiny

"Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina". — Marka 16 : 16
Tohiny

"Koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy ho amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary, indro, Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan'ny fahataperan'izao tontolo izao". — Matio 28 : 19 - 20
Tohiny