Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary rehefa nitory ny filazantsara tamin'izany tanàna izany izy ka nahazo mpianatra maro, dia niverina nankany Lystra sy Ikonioma ary Antiokia indray izy". Asan'ny Apostoly 14 : 19-28 (and.21)
Tohiny

"Be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy; koa amin'izany mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra mba hampandehanany mpiasa hamory ny vokatra'. Lioka 10 : 1-7 (and.2)
Tohiny

"Aza kosehina ny soa nataoko tao amin'ny tranon'Andriamanitro sy ny amin'ny raharaha tokony hatao ao". Nehemia 13 : 10-14 (and.14b)
Tohiny

"Hohasoavina anie izay manisy soa anao, ary ho voaozona anie izay manozona anao!" . Nomery 24 : 1-14 (and.9)
Tohiny