Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Afeno ny tavanao ny fahotako ary vonoy ny heloko rehetra". Salamo 51 : 1-12 (and.9)
Tohiny

"Koa mitandrema; fa Jehovah efa nifidy anao hanao trano ho fitoerana masina; dia mahereza ka mahefà". I Tantara 28 : 8-10 (and.10)
Tohiny

"Fa na iza na iza no te-ho lehibe eo aminareo, dia ho mpanompo anareo izy". Marka 10 : 35-45 (and. 43b)
Tohiny

"Fa tsy misy fizahan-tavan'olona amin'Andriamanitra". Romana 2 : 1-11 (and.11)
Tohiny