"Hoy Jesoa taminy: Tsy voalazako va fa raha hino ianao, dia ho hitanao ny voninahitr'Andriamanitra?". Jaona 11 : 40
Tohiny
"Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany". — Genesisy 1 : 1
Tohiny
"Ary hoy indray Jesoa taminy: Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan'ny Ray Ahy no anirahako anareo kosa". Jaona 20 : 21
Tohiny
"Izao no lazan'i Jehovah ny Iray Masin'ny Isiraely, dia ny namorona azy: Ny amin'ny zavatra ho avy no anontanio Ahy; ary ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany'. Isaia 45 : 11
Tohiny



