Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary izay natahotra ny tenin'i Jehovah teo amin'ny mpanompon'i Farao dia nampody ny mpanompony sy ny bibiny ho any an-trano". Eksodosy 9 : 20
Tohiny

"Ary, indro, nisy lehilahy anankiray mararin'ny paralysisa nandry tamin'ny fandriana nentin'ny olona teo aminy; ary Jesoa, nony nahita ny finoan'ireo, dia nanao tamin'ilay mararin'ny paralysisa hoe: Matokia, anaka; voavela ny helokao". Matio 9 : 2
Tohiny

"Dia talanjona ny olona tamin'ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny". Lioka 4 : 32
Tohiny

"Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran'i Jodia sy Samaria ary hatramin'ny faran'ny tany". Asan'ny Apostoly 1 : 8
Tohiny