Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Misaotra an'Andriamanitra mandrakariva izahay ny aminareo rehetra ka manonona anareo amin'ny fivavahanay". I Tesaloniana 1 : 2
Tohiny

"Eny, izay rehetra te-ho velona amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy Jesoa, dia henjehina". II Timoty 3 : 12
Tohiny

"Inona no havaliko an'i Jehovah Noho ny soa rehetra nataony tamiko?". — Salamo 116 : 12
Tohiny

"Ary toy izany koa Jakoba sy Jaona, zanak'i Zebedio, izay niombon-draharaha tamin'i Simona. Dia hoy Jesoa tamin'i Simona: Aza matahotra; hatramin'izao ankehitriny izao dia olona kosa no ho azonao. Ary rehefa nampiantsona ny sambokeliny teo an-tanety izy, dia nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka an'i Jesoa". Lioka 5 : 10 - 11
Tohiny