Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa isika rehetra kosa amin'ny tava tsy misarona dia mijery ny voninahitry ny Tompo toy ny amin'ny fitaratra*, ka ovana hahazo izany endrika izany indrindra avy amin'ny voninahitra ka ho amin'ny voninahitra, toy ny avy amin'ny Tompo, dia ny Fanahy". [*Na: Dia tahaka ny fitaratra tarafin'ny voninahitry ny Tompo] — II Korintiana 3 : 18
Tohiny

"Dia hitandrina ny fanaka rehetra momba ny trano-lay fihaonana sy ny anjara-raharahan'ny Zanak'Isiraely izy ka hanao ny fanompoana ao amin'ny tabernakely". Nomery 3 : 8
Tohiny

"Ary nandrara azy Izy mba tsy hitondra zavatra ho any amin'ny halehany, na hanina, na kitapo, na vola* ao amin'ny fehin-kibony, afa-tsy tehina ihany. [*Grika: varahina] Fa asio kapa ny tongotrareo; ary aza mitondra akanjo roa". Marka 6 : 8 - 9
Tohiny

"Fa saiky maty izy noho ny asan'i Kristy sady nanao ny ainy tsy ho zavatra mba hanefa izay tsy vitanareo tamin'ny fanompoana ahy". Filipiana 2 : 30
Tohiny