Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Raha tsy manao ny asan'ny Raiko Aho, dia aza mino Ahy". Jaona 10 : 37
Tohiny

"Fa tokony hanana faharetana ianareo mba hahazoanareo izay lazain'ny teny fikasana, rehefa vitanareo ny sitrapon'Andriamanitra". Hebreo 10 : 36
Tohiny

"Ary mivavaha mandrakariva ao amin'ny Fanahy amin'ny fivavahana rehetra sy ny fangatahana, ka miambena amin'izany amin'ny faharetana sy ny fangatahana rehetra ho an'ny olona masina rehetra". Efesiana 6 : 18
Tohiny

"Ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny toriteninay, ary foana koa ny finoanareo". — I Korintiana 15 : 14
Tohiny