Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary mangataka aminareo izahay, ry rahalahy, ny amin'ny fihavian'i Jesoa Kristy Tompontsika sy ny hanangonana antsika ho eo aminy, mba tsy halaky hohetsiketsehina amin'ny saina na hampitahorina ianareo, na amin'ny fanahy, na amin'ny teny, na amin'ny epistily izay toa avy aminay, milaza fa efa miandoha ny andron'ny Tompo". II Tesaloniana 2 : 1 - 2
Tohiny

"Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra ety an-tany". Kolosiana 3 : 2
Tohiny

"Ary raha mbola nitso-drano azy Izy, dia nisaraka taminy ka nakarina ho any an-danitra". Lioka 24 : 51
Tohiny

"Ary niara-nandeha tamin'Andriamanitra Enoka; ka tsy hita izy, fa nentin'Andriamanitra". Genesisy 5 : 24
Tohiny