"Fa izay alehanao no halehako ary izay itoeranao no hitoerako, ny firenenao no ho fireneko, ary ny Andriamanitrao no ho Andriamanitro". Rota 1 : 11-17 (and.16b)
Tohiny
"Fa na dia afaka amin'ny olona rehetra aza aho, dia mbola nataoko ho mpanompon'ny olona rehetra ihany ny tenako mba hahazoako maromaro kokoa". I Korintiana 9 : 19-23 (and.19)
Tohiny
"Aoka hovakinao eo anatrehan'ny Isiraely rehetra ny tenin'ity lalàna ity hihainoany azy". Deoteronomia 31 : 9-13 (and.11b)
Tohiny
"Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesoa Kristy Tompontsika, Izay nitahy antsika tao amin'i Kristy amin'ny fitahiam-panahy rehetra any an-danitra'. Efesiana 1 : 3-6 (and.3)
Tohiny



