Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Minoa anatra, ka hendre, Fa aza mandà". — Ohabolana 8 : 33
Tohiny

"Endrey ny hamaroan'ny asanao, Jehovah o! Fahendrena no nanaovanao azy rehetra; Henika ny zavatra nataonao* ny tany". [*Na: ny harenao] — Salamo 104 : 24
Tohiny

"Ary nihinana avokoa izy rehetra, ka dia voky; ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany, ka dia nahafeno harona roa ambin'ny folo". — Matio 14 : 20
Tohiny

"Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny; tahaka ny endrik'Andriamanitra no namoronany azy; lahy sy vavy no namoronany azy". — Genesisy 1 : 27
Tohiny