Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Nefa mahereza ankehitriny, ry Zerobabela, hoy Jehovah; ary mahereza, ry Josoa, zanak'i Jozadaka, mpisoronabe; ary mahereza, ianareo vahoaka rehetra, hoy Jehovah, ka miasà; fa Izaho no momba anareo, hoy Jehovah, Tompon'ny maro".  Hagay 2 : 1-9 (and.4)
Tohiny

"Ary tamin'ny hery be no nanambaran'ny Apostoly ny nitsanganan'i Jesoa Tompo; ary fahasoavana be no tao amin'izy rehetra".  Asan'ny Apostoly 4 :32-37 (and.33)
Tohiny

"Aza matahotra, ry ilay malala indrindra; fiadanana anie ho anao, mahereza, eny, mahereza. Ary rehefa niteny tamiko izy, dia nihahery aho ka nanao hoe: Aoka hiteny ianao tompoko, satria efa nampahery ahy".  Daniela 10 : 18:11- 19:1 (and.19)
Tohiny

"Lazao amin'izay reraka* am-po: Mahereza, aza matahotra, indro, Andriamanitrareo ho avy mitondra famaliana, dia ny famalian'Andriamanitra, eny, Izy tokoa no ho avy ka hamonjy anareo". [*Hebreo: maimaika]  Isaia 35 : 1-4 (and.4)
Tohiny