"Fa Simona namaly ka nanao hoe: Tompoko, mandritra ny alina no efa nikelezanay aina, nefa tsy nahazo na inona na inona; kanefa noho ny teninao; dia halatsako ihany ny harato". Lioka 5 : 5
Tohiny
"Dia hoy Mosesy tamin'ny olona: Aza matahotra; fa tonga Andriamanitra mba hizaha toetra anareo, ary mba ho eo anatrehan'ny tavanareo ny fahatahorana Azy, mba tsy hanotanareo". Eksodosy 20 : 20
Tohiny
"Fa "ny nofo rehetra dia tahaka ny ahitra, Ary izay mety ho voninahiny dia tahaka ny vonin'ny ahitra. Malazo ny ahitra, ka mihintsana ny voniny; Fa ny tenin'ny Tompo maharitra mandrakizay" (Isaia 40:6-8). Ary izany no tenin'ny filazantsara izay notorina taminareo". I Petera 1 : 24 - 25
Tohiny
"Ny molotro no nentiko nilaza Ny fitsipika rehetra naloaky ny vavanao". Salamo 119 : 13
Tohiny



