"Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana; fa izy no hovokisana". Matio 5 : 6
Tohiny
"Mba hialanareo ny toetrareo* taloha araka ny fitondran-tenanareo fahiny, izay mihasimba araka ny filan'ny fitaka".[*Grika: olonareo] Efesiana 4 : 22
Tohiny
"Ary ny lalàna dia niditra koa hahabe ny fahadisoana. Nefa teo amin'izay nihabiazan'ny ota no nihoaran'ny fahasoavana be lavitra". Romana 5 : 20
Tohiny
"Tsy manana fifaliana mihoatra noho izao aho, dia ny andrenesako fa mandeha araka ny fahamarinana ny zanako". III Jaona 4
Tohiny



