"Fa maty ny tena, raha tsy misy fanahy, ary maty toy izany koa ny finoana, raha tsy misy asa". Jakoba 2 : 26
Tohiny
"Fa isika rehetra kosa amin'ny tava tsy misarona dia mijery ny voninahitry ny Tompo toy ny amin'ny fitaratra*, ka ovana hahazo izany endrika izany indrindra avy amin'ny voninahitra ka ho amin'ny voninahitra, toy ny avy amin'ny Tompo, dia ny Fanahy". [*Na: Dia tahaka ny fitaratra tarafin'ny voninahitry ny Tompo] — II Korintiana 3 : 18
Tohiny
"Dia hitandrina ny fanaka rehetra momba ny trano-lay fihaonana sy ny anjara-raharahan'ny Zanak'Isiraely izy ka hanao ny fanompoana ao amin'ny tabernakely". Nomery 3 : 8
Tohiny
"Ary nandrara azy Izy mba tsy hitondra zavatra ho any amin'ny halehany, na hanina, na kitapo, na vola* ao amin'ny fehin-kibony, afa-tsy tehina ihany. [*Grika: varahina] Fa asio kapa ny tongotrareo; ary aza mitondra akanjo roa". Marka 6 : 8 - 9
Tohiny