"Sambatra ny mpanompo izay ho hitan'ny tompony miambina, raha avy izy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa hisikina ny tompony, dia hampipetraka azy hihinana, dia ho avy ka hanompo azy". — Lioka 12 : 37
Tohiny
"Tiako izay tia ahy; Ary izay fatra-pitady ahy dia hahita ahy". — Ohabolana 8 : 17
Tohiny
"Fa tsy maintsy manjaka Izy, mandra-panaony ny fahavalony rehetra ho eo ambanin'ny tongony (Salamo 110:1)". — I Korintiana 15 : 25
Tohiny
"Ary katsaho izay hiadanan'ny tanàna izay nampandehanako anareo ho babo, ary mivavaha amin'i Jehovah ho azy; fa raha miadana izy, dia mba hiadana koa ianareo". — Jeremia 29 : 7
Tohiny
