"Indro, lehibe Andriamanitra, kanefa tsy mba mamingavinga, lehibe amin'ny herin'ny fahalalana Izy". Joba 36 : 5
Tohiny
"Fa amin'izany no anehoana fahamarinana avy amin'Andriamanitra avy amin'ny finoana sy ho amin'ny finoana, araka ny voasoratra hoe: Ny marina amin'ny finoana no ho velona* (Habakoka 2:4)". [*Na: Ny marina ho velon'ny finoana]. Romana 1 : 17
Tohiny
"Ary mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny amin'i Jesoa Kristy Tompontsika sy ny fitiavana avy amin'ny Fanahy, mba hiarahanareo miezaka amiko amin'ny fivavahanareo amin'Andriamanitra ho ahy". Romana 15 : 30
Tohiny
"Mitoria ny teny, mazotoa, na amin'ny fotoana, na tsy amin'ny fotoana, mandrese lahatra, mamporisiha, mananara mafy amin'ny fahari-po sy ny fampianarana rehetra". II Timoty 4 : 2
Tohiny