Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Mba tsy hisy ho taitra amin'izao fahoriana izao; fa ny tenanareo mahalala fa ho amin'izao no nanendrena antsika". I Tesaloniana 3 : 3
Tohiny

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao". Apokalypsy 3 : 11
Tohiny

"Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany". Matio 6 : 33
Tohiny

"Fa na dia ny volon-dohanareo aza dia voaisa avokoa. Aza matahotra; fa mihoatra noho ny tsintsina maro ianareo". Lioka 12 : 7
Tohiny