Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Apetrako ny foko hankatò ny didinao Mandrakizay hatramin'ny farany". — Salamo 119 : 112
Tohiny

"Fa mifalia kosa sy miravoravoa mandrakizay, satria mahary izany Aho; fa, indro, mahary an'i Jerosalema ho fifaliana Aho ary ny olony ho firavoravoana". — Isaia 65 : 18
Tohiny

"Ary Andriamanitra ninia tsy nijery ny andron'ny tsy fahalalana; fa ankehitriny Izy mandidy ny olona rehetra amin'izao tontolo izao hibebaka". — Asan'ny Apostoly 17 : 30
Tohiny

"Jesoa namaly azy hoe: Efa nilaza taminareo ihany Aho, nefa tsy mino ianareo; ny asa izay ataoko amin'ny anaran'ny Raiko no manambara Ahy". — Jaona 10 : 25
Tohiny