Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary tsy niahanahana ny amin'ny teny fikasan'Andriamanitra tamin'ny tsy finoana izy, fa nampaherezin'ny finoana ka nanome voninahitra an'Andriamanitra ary natoky indrindra fa izay nolazainy dia hainy hatao koa. Dia nisaina ho fahamarinany izany". Romana 4 : 20 - 22
Tohiny

"Fa izay rehetra manana dia homena, ka hanam-be izy; fa izay tsy manana kosa, na dia izay ananany aza dia halaina aminy". Matio 25 : 29
Tohiny

"Jehovah o, enga anie ka hotsarovanao ny nandehanako teo anatrehanao tamin'ny fahamarinana sy tamin'ny foko rehetra ary ny nanaovako izay tsara eo imasonao. Dia nitomany mafy dia mafy izy". II Mpanjaka 20 : 3
Tohiny

"Fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra ka maranitra noho ny sabatra roa lela, ka manindrona hatramin'ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritra sy ny fisainan'ny fo". Hebreo 4 : 12
Tohiny