Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao". Apokalypsy 3 : 11
Tohiny

"Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany". Matio 6 : 33
Tohiny

"Fa na dia ny volon-dohanareo aza dia voaisa avokoa. Aza matahotra; fa mihoatra noho ny tsintsina maro ianareo". Lioka 12 : 7
Tohiny

"Koa, satria fantatrareo rahateo izany, ry malala, dia tandremo fandrao ho voataonan'ny fahadisoan'ny ratsy fanahy ianareo ka ho lavo hiala amin'izay iorenanareo; fa mitomboa amin'ny fahasoavana sy ny fahalalana an'i Jesoa Kristy, Tompontsika sy Mpamonjy. Ho Azy anie ny voninahitra ankehitriny sy mandrakizay. Amena". II Petera 3 : 17 - 18
Tohiny