Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ka hitory ny filazantsara amin'ny tany any ankoatranareo, ary tsy hirehareha amin'izay efa vonona rahateo ao anatin'ny voafaritra ho an'ny sasany. Fa izay mirehareha, dia aoka Jehovah no ho reharehany (Jeremia 9:23)."  II Korintiana 10 : 16 - 17
Tohiny

"Ary hitako fa, indro, nisy anjely iray koa nanidina teo afovoan'ny lanitra, nanana filazantsara mandrakizay hotorina amin'izay monina ambonin'ny tany sy amin'ny firenena sy ny fokom-pirenena sy ny samy hafa fiteny ary ny olona rehetra". Apokalypsy 14 : 6
Tohiny

"Fa izaho kosa dia feno hery, dia* ny Fanahin'i Jehovah, Mbamin'ny rariny sy ny faherezana, Mba hanambara amin'i Jakoba ny helony Sy amin'Isiraely ny fahotany". [*Na:amin'] Mika 3 : 8
Tohiny

"Dia nandeha izy ka nitory tany Dekapolisy izay zavatra lehibe efa nataon'i Jesoa taminy; ka dia gaga ny olona rehetra". Marka 5 : 20
Tohiny