"Aza mamono ny Fanahy". I Tesaloniana 5 : 19
Tohiny
"Hoy Jesoa taminy: Voasoratra hoe koa: Aza maka fanahy an'i Jehovah Andriamanitrao (Deoteronomia 6:16)". Matio 4 : 7
Tohiny
"Fa Andriamanitra, Izay manan-karena amin'ny famindram-po, noho ny halehiben'ny fitiavany izay nitiavany antsika, na dia fony mbola matin'ny fahadisoana aza isika, dia nahavelona antsika niaraka tamin'i Kristy (fahasoavana no namonjena anareo)". Efesiana 2 : 4-5
Tohiny
"Ary hamoa ny hazo any an-tsaha, sady hahavokatra ny tany, ary handry fahizay amin'ny tany izy; ka dia ho fantany fa Izaho no Jehovah, raha hotapahiko ny ziogany, ary hovonjeko amin'ny tanan'izay nampanompo azy izy". Ezekiela 34 : 27
Tohiny