"Fa ota izay rehetra tsy avy amin'ny finoana". Romana 14 : 23
Tohiny
"Fa na dia ory sy malahelo aza aho, ny Tompo no mihevitra ahy; Mpamonjy sy Mpanafaka ahy Ianao; aza ela, Andriamanitro o". Salamo 40 : 17
Tohiny
"Ary nony nahare izany Jesoa, dia gaga taminy; ary dia nitodika Izy ka nanao tamin'ny vahoaka izay nanaraka Azy hoe: Lazaiko aminareo fa tsy mbola nahita finoana lehibe toy izany Aho, na dia tamin'ny Isiraely aza". Lioka 7 : 9
Tohiny
"Fa isika rehetra kosa amin'ny tava tsy misarona dia mijery ny voninahitry ny Tompo toy ny amin'ny fitaratra*, ka ovana hahazo izany endrika izany indrindra avy amin'ny voninahitra ka ho amin'ny voninahitra, toy ny avy amin'ny Tompo, dia ny Fanahy". [*Na: Dia tahaka ny fitaratra tarafin'ny voninahitry ny Tompo].II Korintiana 3 : 18
Tohiny