Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Tsy mba handringana Aho noho ny folo. Dia lasa nandeha Jehovah, rehefa vita ny teny nataony tamin'i Abrahama; ary Abrahama niverina ho any amin'ny fonenany". Genesisy 18 : 32b - 33
Tohiny

"Koa esory ny lolompo rehetra sy ny fitaka rehetra sy ny fihatsaram-belatsihy sy ny fialonana ary ny fanaratsiana rehetra". I Petera 2 : 1
Tohiny

"Tompo o, hankany amin'iza moa izahay? Ianao no manana ny tenin'ny fiainana mandrakizay". Jaona 6 : 68
Tohiny

"Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho; Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao; Mampahery anao Aho sady mamonjy anao; Eny, mitantana anao amin'ny tanana ankavanan'ny fahamarinako Aho". Isaia 41 : 10
Tohiny