"Ary izaho tsy nahalala Azy; fa Izay naniraka ahy hanao batisa amin'ny rano no nilaza tamiko hoe: Izay ho hitanao idinan'ny Fanahy sy itoerany, dia Izy no Mpanao batisa amin'ny Fanahy Masina". Jaona 1 : 33
Tohiny
"Fa izahay manana ny sain'i Kristy". I Korintiana 2 : 16
Tohiny
"Ary raha mitondra anareo ho ao amin'ny synagoga sy ny mpanapaka ary ny manam-pahefana izy, dia aza manahy izay havalinareo, na izay holazainareo; fa ny Fanahy Masina no hampianatra anareo amin'izany ora izany izay mety holazainareo". Lioka 12 : 11 - 12
Tohiny
"Dia nataon'Andriamanitra izany tamin'ny alin'iny, ka ny volon'ondry ihany no maina, fa ny tany rehetra kosa dia lenan'ny ando". Mpitsara 6 : 40
Tohiny



