Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ilay zavatra tsara natolotra anao dia tehirizo amin'ny fampaherezan'ny Fanahy Masina, Izay mitoetra ao anatintsika". II Timoty 1 : 14
Tohiny

"Ny Fanahin'i Jehovah Tompo no ato amiko, Satria Jehovah efa nanosotra ahy hitory teny soa mahafaly amin'ny mpandefitra, efa naniraka Ahy hahasitrana* ny torotoro fo Izy, ary hitory fanafahana amin'ny babo sy hamoaka ny ao an-trano-maizina ho amin'ny mazava", [*Hebreo: hamehy].Isaia 61 : 1
Tohiny

"Jesoa namaly hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy, dia tsy mahazo miditra amin'ny fanjakan'Andriamanitra izy".Jaona 3 : 5
Tohiny

"Ary ny Fanahin'i Jehovah no tao aminy, dia nitsara ny Isiraely izy sady nivoaka hiady; ary Kosan-risataima, mpanjakan'i Mesopotamia, dia natolotr'i Jehovah teo an-tanany; ary nahery ny tanany ka namely an'i Kosan-risataima". Mpitsara 3 : 10
Tohiny